|
|
|
|

Entry1  be tenda
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  be, tenda
Explanations in Malagasy  4  [1.78] tendana [Sihanaka]
5  [1.1] enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka
Explanations in English  6  [1.2] (betenda) Strong-voiced, gluttonous.
7  [1.7] a glutton
Synonyms  8  tenda an-kanina, tenda be

Anagrams  9 be tenda, 10 tenda be, tendabe

Updated on 2025/09/13